Entrée | 1 apetraka hisotro ronono |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 apetraka, misotro, ronono |
Explications en malgache |
4 [1.1] ilazana ireo mpiasa (indrindra ny mpiasam-panjakana) nahavita ny fe-potoana ilaina ka tsy miasa intsony, nefa mandray vola noho ny taona maro niasany |
Synonymes | 5 misotro ronono |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |